Sosialy

Ady amin’ny kolikoly Hiara-kiasa ny JIRAMA sy ny BIANCO


  • Zoma 15 Novambra 2019

Hiara-kiasa hiady amin’ny kolikoly manomboka izao ny orinasa JIRAMA sy ny birao mahaleo tena iadiana amin’ny kolikoly na ny BIANCO.

 

 

 

 

 

 Saika tontolo hitrangan’ny endrika kolikoly hatrany ny sehatry ny asam-panjakana ka tsy maintsy hitadiavam-bahaolana izany. Nisy ny  atrikasa notanterahin’ny roa tonta teny Antanimena omaly. Ankoatra ny fijerena ireo tena maharary ny vahoaka sy ny olana misy dia hisy ny famoahana fehin-kevitra mifandraika amin’izany ka ny tanjona dia ho mangarahara avokoa ny famoaham-bola eo anivon’ity orinasa iray ity, hetsika tafiditra ao anatin’ny fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa. Ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny approvisionnement sy ny recouvrement eo anivon’ny orinasa JIRAMA moa no tonga niatrika izany, izay hifarana anio.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT