Sosialy

Rano fisotro azo antoka Mitady hanahirana


  • Alarobia 20 Novambra 2019

Ny rano atolotry ny Jirama efa iaraha-mahita fa na toy ny lokon-dranom-boamadilo na mandroatra be.

 

 

Ny rano izay tatavanina amin’irony antsoina hoe “eau à filtre” irony koa, raha ny fitantaran’ireo leo izany, dia toy ny mitombina mihitsy ilay ambaran’ny dokotera sasany fa ahiana mety hiteraka vato noho ny akora izay ampiasaina itatavanina ireo loto aminy. Toy izany koa ireo rano vidiana amin’ny tavoahangy eny an-tsena. Mitady hanahirana tanteraka, araka izany, ny fahazoana rano fisotra azo antoka.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT