Sosialy

Ankatoky ny fety Manome tolotra zakan’ny rehetra ny Baolai


  • Alatsinainy 02 Desambra 2019

Rehefa ankatoky ny fetin'ny faran'ny taona toy izao dia ny milina mandeha amin'ny herinaratra no mahasarika ny besinimaro.

 

 

 

 

 

Mifanojo amin'izany indrindra dia anisan'ireo manavao ny tolotra omen'ny tranombarotra « Baolai ». « Ho fanomezana fahafahampo ny daholobe nanomboka ny 15 novambra lasa teo ka hatramin'ny 31 desambra 2019 ho avy izao, dia misy fihenam-bidy goavambe amin'ireo Smart tv sy télé led 19" hatramin'ny 75" ato aminay, izany rehetra izany dia miaraka amin'ny antoka 1 taona hatrany. », hoy ny tompon'andraikitra.  Ankoatra izay dia vao nahatonga entana maro izy ireo izay ho hita ao Bazar be Toamasina, Analakely sy Soarano. Ao ny machine à laver, subwoofer, réfrigérateur, amplificateur, synthétiseur, four micro-onde …  Dia hitorajofo tokoa ny rehetra amin'ity volana desambra 2019 ity, miaraka amin'ity tranombarotra lehibe iray ity. Ny fitsinjovana ny rehetra mba hanana zavatra tsara kalitao kanefa taka-bidy no tanjona.

 

Nangonin’i RTT

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT