Sosialy

Foara VIDY VAROTRA Lasan-dRandriamanantena Eric ilay tany mirefy 300 m²


  • Alatsinainy 02 Desambra 2019

Nifarana omaly alahady rehefa naharitra efatra andro ilay foara Vidy Varotra andiany faha-11 notanterahina tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina.

 

 

 Anisan’ny tena nampiavaka ny hetsika ankoatra ny fanomezan-danja ny vokatra vita Malagasy ny fisian’ny fisarihana ilay tany mirefy 300 m², eny Ambatomirahavavy ho an’ireo izay nandray anjara tamin’ilay tombola nokarakarain’ny mpikarakara. Nitsikian’ny vintana Atoa   Eric Randriamanantena, raim-pianakaviana. Ankoatra ity farany dia olona roa hafa ihany koa no notoloran’ny orinasam-pifandraisana Orange finday. Anisan’ireny   Rasoamahafaly Marie Rose izay nahazo finday Orange rise, raha Ramariarisoa Elisabeth kosa no nahazo ilay Orange clif. Omaly tolakandro no nanatanterahana ny fisarihana, natrehin’ireo tompon’andraikitra misahana izany.

 

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT