Sosialy

MAHAJANGA Nahitana fatin-dehilahy efa simba


  • Alakamisy 26 Desambra 2019

Tranga mampalahelo no hita tao Mahajanga ny talata 24 desambra maraina teo raha efa nisomebiseby tamin’ny fandraisana ny fetin’ny Noely avokoa ny rehetra. Fatin-dehilahy iray manodidina ny 40 taona,

 

 

efa  nilon-drano no hita teny amin’ny seranan-tsambo manakaiky ny Cap-ouest. Somary efa simba ny razana tamin’ny ankapobeny. Avy hatrany dia nandray ny andraikiny moa ireo tompon’andraikitra tao an-toerana naka sy nitondra ny razana tany amin’ny hopitaly raha efa nokarohina tamin’io fotoana io ihany  koa ireo fianakavian’ny maty.

 

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT