• Talata 03 Desambra 2019
Sosialy.Ady amin’ny herisetra mahazo ny vehivavy Zandary 40 no nanaovana fanentanana

Ny 30 %-n’ ireo vehivavy 13 ka hatramin’ny 49 taona no efa niaina herisetra eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Sosialy.Fiatrehana ny loza voajanahary Hanome 50 tapitrisa dolara ny Banky Iraisam-pirenena

Hotontosaina amin’ity volana desambra ity ny famoaham-bola 50 tapitrisa dolara avy amin’ny banky iraisam-pirenena, izay tohana ara-bola ho an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Sosialy.Madagasikara Mbola ezaka be ny fampananan’asa ny tanora

‘Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny sabotsy lasa teo ny seraben’ny asa andiany fahatelo tany amin’ny distrikan’i Farafangana faritra Atsimo Atsinanana izay natrehan’ny minisitry ny asa ny fampananana asa, ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Sosialy.Foara VIDY VAROTRA Lasan-dRandriamanantena Eric ilay tany mirefy 300 m²

Nifarana omaly alahady rehefa naharitra efatra andro ilay foara Vidy Varotra andiany faha-11 notanterahina tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Sosialy.Mpampianatra FRAM Hampitomboina ho 15.000 ireo raisina ho mpiasam-panjakana

Hampitomboina ho 15.000 isa ireo mpampianatra FRAM raisina ho mpiasam-panjakana amin’ny taona 2020 ho avy io, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana ara-teknika ary ny fanofanana arak’asa Rtoa Volahaingo Marie Therese raha 8.500 teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Sosialy.Mananara Avaratra Vehivavy bevohoka teraka teny ambony sambo

Vehivavy bevohoka iray nitaingina sambo niainga tao Mananara Avaratra hihazo an’i Soanierana Ivongo no teraka teny ambonin’ity

Hamaky ny tohiny
FTT