• Alarobia 04 Desambra 2019
Sosialy.Haisoratra sy kolotsaina Hisokatra rahampitso ny tranomboky Rajaona Simeon Regis

Hisokatra rahampitso alakamisy 05 desambra, ny tranomboky iombonana Rajaona Siméon Regis eny Antsahabe, eo ambanin’ny kolejy Claire Fontaine.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Desambra 2019
Sosialy.Mihetsika ny Zandarimariam-pirenena

Tsara zaraina mba ho fantatra sy hampisaintsaina ny tsirairay ity fampitam-baovao tao amin’ny pejy facebook n’ny Patrick Raharimanana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2019
Sosialy.Ranom-boankazo, labiera, sigara Hisondro-bidy avokoa

Nakarina ny hetra tsy mivantana alaina amin’ny fandaniana (droit d’accise na DA) amin’ireo entana fanjifa tahaka ny ranom-boankazo, ny labiera ary ny sigara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2019
Sosialy.Analakely Tsy hita popoka ilay tovovavy nandeha nivalan-drano

Tovovavy efa 18 taona i Ando Maya, efa manana fofombady. Nanjavona tsy niverina intsony tao amin’ny efitrano fandraisany olona

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2019
Sosialy.Antanimena Teraka teny an-tsisin’arabe ilay Ramatoa

Samy manana ny anjarany ny olombelona tsirairay. Misy vao teraka dia efa any amin’ireny toeram-pitsaboana tsy miankina handoavana volabe ireny, misy koa ireo teraka ao anatin’ny fahasahiranana tanteraka toy ity nitranga teny Antanimena omaly tolakandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Desambra 2019
Sosialy.Toetr’andro Mananontanona ny rivodoza

Nivadika ho rivodoza ilay tangoron-drahona niforona tany amin’ny faritra avaratry ny Nosy raha ny vaovao azo omaly atoandro.

Hamaky ny tohiny
FTT