- Talata 07 Janoary 2020
Sosialy.Distrikan’i Betroka Misy aretina vokatry ny tsy fahampian-drano mamely ny ankizy
Ankizy manodidina ny efatra, teo anelanelan’ny roa ka hatramin’ny efa-taona no nandoha hafahafa no sady nipipy niloko mavo mena ny herinandro lasa teo tany amin’ny Fokontany iray ao anatin’ny distrikan’i Betroka.
Hamaky ny tohiny