Sosialy

Hetra takiana eto Madagasikara Mampitaraina ny mpandraharaha madinika


  • Alatsinainy 03 Febroary 2020

Ny 5%-n’ny vola miditra amin’izy ireo isan-taona, raha ny fanazavan’ny mpandraharaha madinika iray misehatra amin’itony antsoina hoe “Freelance”

 

 itony no alain’ny sampandraharaha misahana izay resaka hetra izay aminy eto Madagasikara. Taha izay mampitaraina azy ireo amin’ny maha mpandraharaha madinika azy io ary antony tsy mampirisika ireo tanora hiditra amin’ny resaka famoronana satria sady tsy vitan’ny efa manahirana ny dingana nolalovana hahatongavana amin’ny sehatry ny ara-dalàna no mbola ampian’ny hetra midangana koa. Na mbola 0,5% aza no hetra alaina isan-taona amin’ireo mpandraharaha, hoy hatrany ny fanazavany, dia tsy tena ahafahan’ireo mpandraharaha mivelatra eo amin’ny sehatra misy azy. Vahaolana aroson’ny mpandraharaha iray eo amin’ny sehatry ny Tantely kosa ny fijerena akaiky izay ahafahana mampidina haingana ny tahan’ny hetra alaina amin’ireo mpandraharaha izay fa indrindra ihany koa ny fanamorana ny fomba fandoavan-ketra eto Madagasikara.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT