• Alakamisy 16 Janoary 2020
Sosialy.Asam-panjakana Mpiasa matoatoa 23 437 tsy maintsy hofoanana

Nandinika manokana momba ny mpiasam-panjakana ny filankevitry ny minisitra notanterahana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Janoary 2020
Sosialy.AMBATONDRAZAKA Karohana fatratra ireo jiolahy mpanolana

Ankoatra ny fanadihadiana lalina tanterahin'ireo mpitandro filaminana, efa midina ifotony am-panamborana ireo jiolahy nahavanon-doza izay nanolana ilay renim-pianakaviana tao Ambatondrazaka izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Janoary 2020
Sosialy.Zon`ny mpanjifa “Tsy hitsahatra hampaneno lakolosy”

“Maro ireo fitarainana voaray avy amin`ny mpanjifa kanefa manana lalàna miaro ny mpanjifa i Madagasikara”, hoy Rabetsara Lita, filohan`ny fikambanana nasionaly miaro ny zon`ny mpanjifa (RNDC).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Janoary 2020
Sosialy.Kaominina Itaosy “Hanamafy ny fanabeazana olom-pirenena”

“Fanohizana ny asam-pandrosoana izay misy eny amin`ny kaominina no hatao voalohany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Janoary 2020
Sosialy.Fanesorana mpiasan’ny ORTM “Misy fandikan-dalàna mihoapampana”

Mbola mangotraka ny raharaha mahakasika ny haino aman-jerim-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Janoary 2020
Sosialy.Fanarahamaso ireo fiara fitaterana 50 000 Ar isam-bolana ny saran’ny fametrahana GPS

Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny PK0 Antanimena ny mahakasika ny tolotra GPS apetraka amin’ny fiara.

Hamaky ny tohiny
FTT