Sosialy

Aorian`ny andro ratsy Mirongatra ny valan`aretina


  • Talata 04 Febroary 2020

Anisan`ireo tompon’andraiki-panjakana nanatrika ny fizarana fanampiana ho an`ny traboina tany Alaotra Mangoro omaly ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Ahmad Ahmad.

Napetraka tao amin’ny kaominina Ambohijanahary ireo fiara mitety vohitra manao ny fizahana ara-pahasalamana tao anatin`izay 14 andro nisian`ny ranobe izay. Matetika mpahazo ireo traboina ny aretin`ny taovam-pisefoana, ny fivalanana, ny tazo moka. Mailo amin`izany ny minisiteran`ny fahasalamana araka ny fanazavan`ny minisitra. Hanampy an`ireo mpitsabo any an-toerana ny minisitera. Hojerena manokana ny zaza tsy ampy sakafo sy tara ara-pitiliana. Marihana fa manohana akaiky amin`ny fiatrehana ny loza toy izao ny sampandraharaha eo anivon`ny firenena mikambana misahana ny ara-tsakafo (PAM). Fotoana tahaka izao aorian`ny fandalovan`ny ranobe no mazana mampirongatra ny aretina samihafa.

Marigny A.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT