Sosialy

Hafari malagasy Novaina ireo mpitantana


  • Talata 04 Febroary 2020

Tsy mila seza vao afaka mitondra anjara biriky ho fampandrosoam-pirenena, hoy ny filoha mpanorina ny fikambanana Hafari Malagasy, Jean Nirina Rafanomezantsoa,

 

omaly, raha nanambara fa mitohy ny tetikasan’izy ireo mikasika ny fifindra-monina ho any ambanivohitra na « exode urbain » sy fampianarana teny vahiny ary haitao samihafa. Nisy ny fanovana mahery vaika ireo mpitantana teo anivon’ny fikambanana. Voatendry ireo talen’ny tetikasa, ireo talen’ny fifandraisana, ireo talen’ny fandraharahana. Hisy ihany koany fiovana goavana amin’ny fomba fiasa entin’izay. Manana ny fahaiza-manaony ireo mpitantana ireo fa takiana voalohany aminy ny fitiavan-tanindrazana satria politika maha olom-pirenena no an’ny Hafari fa tsy politika politisianina fitadiavan-tseza.

J. Mirija

y

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT