• Talata 04 Febroary 2020
Sosialy.Mahamasina Torana ilay mpivarotra nokorontanin’ny polisy

Renim-pianakaviana iray mpivarotra amoron-dalana eny Mahamasina omaly hariva no torana tsy nahatsiaro tena avy hatrany rehefa naparitaky ny mpitandro ny filaminana ny entany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Febroary 2020
Sosialy.Ambatomanga Manjakandriana Voafidy ho filohan’ny filankevitry ny tanàna Atoa Rasendra Manampisoa

Nanatanteraka fivoriana omaly alatsinainy ireo mpanolotsaina eo anivon’ny kaominina ambanivohitra Ambatomanga, distrikan’i Manjakandriana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Febroary 2020
Sosialy.Sinoa maniry hiasa eto Madagasikara Naato vonjimaika ny fanomezana fahazoan-dalana

Mahatratra 200 isan-taona ireo teratany sinoa miditra eto amintsika mba hivarotra na hitrandraka harena ankibon’ny tany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Febroary 2020
Sosialy.Aorian`ny andro ratsy Mirongatra ny valan`aretina

Anisan`ireo tompon’andraiki-panjakana nanatrika ny fizarana fanampiana ho an`ny traboina tany Alaotra Mangoro omaly ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Ahmad Ahmad.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Febroary 2020
Sosialy.Fahasahiranana sa hadalana ? Saika natsipiny tao anaty rano maloto ny zanany

Tena mihabiby ny olombelona. Asa na noho ny fahantrana diso tafahoatra na noho ny fahasahiranana fa renim-pianakaviana iray indray omaly teny 67 ha no nikasa hanipy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Febroary 2020
Sosialy.Hafari malagasy Novaina ireo mpitantana

Tsy mila seza vao afaka mitondra anjara biriky ho fampandrosoam-pirenena, hoy ny filoha mpanorina ny fikambanana Hafari Malagasy, Jean Nirina Rafanomezantsoa,

Hamaky ny tohiny
FTT