Sosialy

Fokontany besarety Trano maromaro no mety arodana


  • Alatsinainy 16 Martsa 2020

Trano maromaro no mety arodana ao amin’ny Fokontany Besarety, Boriborintany fahatelo, kaominina Antananarivo renivohitra. Voakasik’izany ireo trano miorina ambony lakan-drano.

 

 Eo ihany koa ireo  manery  ny lakan-drano sy manangana fefy vy amin’ny toerana tsy tokony hanaovana izany, antony miteraka ny tondra-drano eny amin’ity Fokontany iray ity isaky ny fotoam-pahavaratra. Taratasy avy amin’ny kaominina Antananarivo renivohitra moa no manome alalana hahafahana manatanteraka izany, izay efa tonga eo am-pelatanan’ny Fokontany ankehitriny. Hiroso tsy ho ela amin’ny fampahafantarana ireo tokantrano voakasika ireto farany, raha araka ny vaovao azo.  Tsy ho an’ireo  fanorenana trano tsy ara-dalana  ihany fa hanomboka ihany koa ny fanesorana ireo mpivarotra tsy nahazo alalana eny Besarety eny, hoy hatrany ny vaovao.

 

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

Hijery ny tohiny
FTT