Sosialy

Fandrobana sekoly Lehilahy iray no tratra ambodiomby


  • Talata 24 Martsa 2020

Lehilahy iray no voasambotry ny mpiasan'ny ANS ary natolotra ny polisim-pirenena ao amin'ny CSP1 Analakely ny alakamisy 19 martsa teo noho ny resaka halatra.

 

Tokony ho tamin'ny 04 ora marainan'io alakamisy io no nahatsikaritra lehilahy iray niditra an-tsokosoko tao amin'ny faritry ny sekoly ny mpiambina. Narahina avy hatrany izy ka teo am-pangalarana izy no nosamborina ka tsy afa-nandositra intsony. Niantso polisy avy hatrany ny tompon'andraikitry ny toerana ka tonga ny polisy naka ity olon-dratsy ity. Nametraka fitoriana ihany koa ny tompon'andraikitra tamin'io alakamisy io. Tamin'ny fanadihadiana natao azy dia niaiky ny helony ity lehilahy ity. Efa naiditra am-ponja vonjy maika moa ity farany.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT