- Alarobia 01 Aprily 2020
Sosialy.Fizarana fanampiana Tahaka ny kermesy ny teny Analakely
Mbola niverina indray ny fitangoronan’olombelona maro be tetsy amin’ny lapan’ny tanana Analakely omaly,
Hamaky ny tohinyMbola niverina indray ny fitangoronan’olombelona maro be tetsy amin’ny lapan’ny tanana Analakely omaly,
Hamaky ny tohinyTsy mety ireny fa manakorontana ny lamina efa napetraky ny tanàna. Iangaviana ny mba tsy hisian’ny fanakorontanana, hoy ny Lefitry ny ben’ny tanànan’Antananarivo
Hamaky ny tohinyVelon-taraina ankehitriny ireo mpampanofa fiara tahaka ny eny amin’ireny hotely lehibe mpitondra mpizahatany sy ireo tompona fiara misehatra amin’ny lanonana tahaka ny mariazy (tête de cortège,…) ireny.
Hamaky ny tohinyHisy ny hetsika ho tontosain’ireo mpitondra kamiao ao Toamasina amin’ity anio ity, raha ny fampitam-baovao avy any an-toerana.
Hamaky ny tohinyRaha tena nanahiran-tsaina ny maro ny fidangan’ny vidin’entana teny an-tsena ny herinandro teo noho ny fisian’ilay tsy fahafahana mivoaka nateraky ny coronavirus dia efa manomboka midina tsikelikely izany ankehitriny.
Hamaky ny tohinyTsy mety miala eny amin’ny biraom-pokontany ny ankamaroan’ireo zokiolona eto amintsika izay fantatra fa nataon’ny Filoham-pirenena laharam-pahamehana
Hamaky ny tohiny