Sosialy

Arina fotsifotsy Mampihena hatrany amin'ny 50% ny vola mivoaka


  • Alatsinainy 20 Aprily 2020

Amin’izao fotoanan’ny Krizy izao dia ilaina ny fitsitsiana ary atao ny fomba rehetra izay tsy ivoaham-bola.

 

 

 

 

Nisy indray ny fikarohana vitan’Atoa Hajatiana Mickael Ratolojanahary mahakasika ny saribao na arina fotsifotsy. Mihena hatrany amin’ny 50% ny fandaniana vola satria 15000 Ariary ny baoritra iray izay misy arina miisa 80. Tsy miteraka loto be tahaka ny saribao fampiasa andavanandro ary mampihena ny fandrimpahana ny ala ihany koa ity vokatra Malagasy vaovao ity. Eny Sabotsy Namehana moa ny misy ny toerana kanefa afaka manatitra izany mivantana ny tenany. Izay liana dia afaka miantso ny laharana 034 12 700 16.

Tsirinasolo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT