Sosialy

Mpamily taxi tsy mbola nahazo fanampiana Afaka maka ny anjarany eny amin’ny lapan’ny tanàna


  • Alatsinainy 20 Aprily 2020

Na dia efa nahatratra 5.000 isa aza ireo mpamily fiara karetsaka efa nahazo fanampiana tao anatin’izay fihibohana andiany voalohany sy faharoa naharitra iray volana izay dia mbola hanome ireo tsy nahazo ny anjarany ihany ny kaominina

 

 

Antananarivo renivohitra. Raha araka ny fanazavan’ny Ben’ny tanana Naina Andriantsitohaina mantsy dia mbola misy ihany tsy nahazo ny anjarany, fitarainana tonga eo am-pelatanany. Nanome toky izy araka izany ny tenany fa hanomboka anio Alatsinainy ny fitsinjovana ireny olona ireny ary afaka manatona eny amin’ny lapan’ny tanana izay mbola tsy nahazo izany. Tsy maintsy licence tsy lany andro kosa anefa no entina hakana izany hoy izy no sady tena izy fa tsy hosoka. Tsy maintsy vita contre visite ara-dalana ihany koa ilay fiara karetsaka ary voasoratra any amin’ny kaominina Antananarivo renivohitra hanamarinana ny maha-taxi ara-dalana azy.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT