• Zoma 24 Aprily 2020
Sosialy.Orinasa afaka haba Mpiasa 150 000 tsy ho voaloa ny karama…

Na efa miroso amin’ny fanatsaharana ny fihibohana aza tsy mbola misy fiantraikany amin’ny orinasa afaka haba izany, hoy Atoa Hery Lanto Rakotoarisoa Filohan’ny GEFP (Groupement des Entreprises Franches et Partenaires).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aprily 2020
Sosialy.Herisetra mahazo ny zaza amam-behivavy Eny Anosy, Tsaralalana , Tanjombato no hametrahana fitoriana

Niha nahazo vahana ny herisetra mahazo ny vehivavy sy ny ankizy tato ho ato. Miseho amin’ny endrika maro izy ireny toy ny fampijaliana, ny tsy fanomezana sakafo…

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Aprily 2020
Sosialy.Akanjo fripy 500 Ariary dia efa mitafy

Maraina ihany no tena tsena hoy ireo mpivarotra ! Tsy maintsy hatao izay hahalafosana mba tsy handry fotsy hoy Tiana, mpivarotra friperie.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aprily 2020
Sosialy.Tokantrano eto Antananarivo Betsaka ireo mameno karne mitrosa

Tena mitsitsy ny Malagasy kanefa hita ho tsy afa-manoatra ihany koa amin’ity krizy ity, hoy ny nambaran-dRamatoa T.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aprily 2020
Sosialy.AMPITATAFIKA Fianakaviana miisa 1000 nozaraina sakafo masaka

Fianakaviana miisa 1000 omaly no nozaraina sakafo masaka teny amin’ny kaominina Ampitatafika, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Aprily 2020
Sosialy.Kiraro friperie marobe tsy lafo Narian’ny tompony tao ambany tetezana

Hafakely tsy dia fahita ity zava-niseho tany amin’ny Lalàm-pirenena faha-7 mivoaka kely an’i Fianarantsoa omaly atoandro ity.

Hamaky ny tohiny
FTT