Sosialy

Sahirana ny OSTIE Maro be ireo Orinasa tsy mahaloa ny latsakemboka intsony


  • Talata 21 Aprily 2020

Mandalo fotoan-tsarotra ihany koa ny OSTIE (Organisation Sanitaire Tananarivienne Inter Entreprises) amin’izao fotoana izao.

 

 

 

Betsaka ny Orinasa efa tsy mihodina intsony nohon’ny tsy fisian’ny akora fototra ka tsy afaka mandoa ny cotisation intsony. Kely ny vola miditra ary mety hisy ny fanapahan-kevitra raisina mifanaraka amin’izany raha mitohy ny olana. Anisan’izany ohatra ny fanajanonana ireo mpiasa mbola tsy raikitra (CDD) amin’ny volana May ho avy izao araka ny fampitam-baovao. Na izany aza dia mbola ho jerena ny fidiram-bola amin’ity volana ity andraisana fanapahan-kevitra sao tsy hahafeno ny karaman’ny mpiasa akory izany. Eo ihany koa ny fitadiavana vahaolana iarahana amin’ny governemanta. Andrasana ny tohin’ny raharaha .

Tsirinasolo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT