Sosialy

Mpanamboatra trano nianjera Vaky ny lohany, tsy tana intsony ny ainy


  • Talata 21 Aprily 2020

Vola no nivoahana ny trano kinanjo fahafatesana no hita, io no nihatra tamina raim-pianakaviana iray nandeha niasa nanamboatra trano tany amin’ny Faritra Sofia ny Alahady teo.

 

 

 

 

68 taona ity Raim-pianakaviana ity avy eto Antananarivo. Raha araka ny loharanom-baovao azo dia teo am-panalana ireo hazo nampiasainy hampiakarina ao amin’ny rihina faharoa ity Raim-pianakaviana ity no nianjera. Latsaka avy eny ambony vokatr’izany izy ka vaky ny lohany. Nentina namonjy ny hopitaly tany an-toerana ity Raim-pianakaviana ity nandritra izany saingy tsy tana intsony ny ainy. Noho ny ra be very loatra no voalaza fa nahatonga izany.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT