Sosialy

Distrikan'i Fandriana Nanolotra sakafo ho an'ireo zaza kamboty ny Depiote Dina


  • Alatsinainy 20 Aprily 2020

Niara nisakafo tamin ireo ankizy ao amin ny Orphelinat Samaritana ny Solombavambahoaka sy ny ekipa parlemantera miaraka aminy tamin'ny alakamisy 16 aprily 2020 lasa teo. Faly

 

 

 


 aok'izany ireo ankizy nahita an'izany fihetsik'ity Depiote voafidy tany amin'izy ireo ity. Nanatrika an'ity fotoana  ity ny Ben ny tanàna, Rajaonarisina G. sy ny delegen'ny ministeran'ny mponina any an-toerana, Jean Adrien N. "Mba tiako loatra raha maro amintsika no mijery ireo zaza tena kamboty tezaina eto amin'ny toby Samaritana ireto, hoy Rtoa solombavambahoaka.
Mangatsiaka ny andro, mila manana firakotra izy ireo, hoy hatrany izy,
ary ny Sakafo isan andro ilana fanampiana hatrany".

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT