Sosialy

Kaominina Ankaraobato Olona sahirana 1000 nomena sakafo maimaim-poana


  • Alatsinainy 04 Mey 2020

Mitohy hatrany ny hetsika ara-tsosialy ho fiahiana ireo sokajin` olona marefo sy sahirana amin`izao vanim-potoana fiatrehana ny aretina « coronavirus” izao. Taorian` i Ambalavao Isotry, Ampitatafika, Ankadifotsy,

 Anosizato sy Nanisana dia anjaran` ny kaominina Ankaraobato indray. Ny sabotsy lasa teo dia nanolotra sakafo ho an` olona sahirana maherin` ny arivo ny avy amin`ny Lions Club Antananarivo Iarivo sy ny Communauté Bohra ary ny SISAMA (Vondrona indianina teratany Malagasy). Nankasitraka tanteraka izao hetsika izao ny tompon'andraikitra eo anivon` ny kaominina Ankaraobato. Niantso hatrany ireo mahalala tanana indrindra avy amin`ny kaominina mba hanohana ireo mpiara-belona moa ireo tompon'andraikitra.

 Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT