• Alatsinainy 23 Martsa 2020
Sosialy.ALASORA Nofehezina tao anatin’ny 5 minitra ny fisoratam-panambadiana

Saika nofoanana avokoa ireo karazana hetsika famoriam-bahoaka nanomboka ny Sabotsy teo. Ankoatra ny fivoriam-bem-pokonolona dia voakasika ihany koa ny fisoratam-panambadiana sy ny mariazy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Martsa 2020
Sosialy.Fifandraisan-davitra Ho hatsaraina ny fiasan’ny 4G+

Ho hatsaraina ny fiasan’ny 4G+ an’ny Telma, raha ny fampitam-baovao avy amin’ity orinasam-pifandraisan-davitra ity omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2020
Sosialy.Arlette Ramaroson “Tsy tokony afenina raha sanatria efa tonga eto ny Coronavirus”

Maro ny tsaho niely hatramin’ny omaly, indrindra tao anaty tambajotran-tserasera facebook fa efa misy olona tratra ilay aretina coronavirus eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2020
Sosialy.Governemanta Japoney Nanome fanampin-tsakafo 6.000 baoritra ny any Atsimo

Nifarana ny tetikasa fanamafisana ny fanarahamaso ny fanjariantsakafo tany amin’ny distrika 8 any amin’ny tapany Atsimon’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2020
Sosialy.Hira “Lehilahy manam-bola” Raikitra ny disadisan’i Michel Patrick sy Big MJ

Ny volana desambra lasa teo dia nivoaka tamin` ny endriny vaovao ilay hira « Lehilahy manam-bola » nindramin’i Big Mj ka nohirainy tamin’ny fombany na “cover”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Martsa 2020
Sosialy.Ambohimanarina Lehilahy iray tratra nisintona finday teny an-tanan’olona

Lehilahy 23 taona no voasambotry ny polisy ao Ambohimanarina ny 18 Martsa teo noho ny resaka fanendahana. Ramatoa iray nandray antso tamin'ny findainy no nanaovan'ity jiolahy ity ny asa ratsiny teo Ambohimitsinjo Ambohimanarina.

Hamaky ny tohiny
FTT