Sosialy

Tosika Fameno Hangonina anio ny anarana ho an'ny eny Ivato


  • Alatsinainy 04 Mey 2020

Manomboka anio alatsinainy ny fanangonana ny anaran’ireo olona heverina ho sahirana tokony hisitraka ny Tosika Fameno ao amin’ny kaominin’Ivato. Tsiahivina, raha ny fanazavana,

 

 

 

fa izy ity dia fanampiana vokatry ny fiaraha-miasan’ny fanjakana malagasy sy ny banky iraisam-pirenena. Fanampiana ara-bola mitentina 100.000 ariary isam-pianakaviana izy ity ary tsy misy hifandraisany velively amin’ny fanampiana ireo mpisehatra eo amin’ny fitateram-bahoaka izay efa nahazo ny anjarany. Ho fitsinjovana ireo sahirana ao anatin’izao ahamehana ara-pahasalamana izao kosa no antony, raha ny fanazavan’ireo tompon'andraikitra hatrany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT