Sosialy

Mpivarotra eny Mandroseza Velon-taraina amin'ny herisetran'ireo polisy kaominaly


  • Alatsinainy 04 Mey 2020

Velon-taraina ny mpivarotra eny Mandroseza amin`ny herisetra mahazo azy ireo ataon` ny polisy kaominaly.

 

 

 

 

Tsy vao izao no nandrenesana fitarainana avy amin` ireo mpivarotra amin` ireo fihetsika feno herisetra sy fanimbana entan` olona miampy fanimbazimbana azy ireo. Nanameloka ny hetsiky ny polisy kaominaly teny Mandroseza moa ny sabotsy lasa teo ny depiote eny anivon` ny boriborintany faharoa, Lanto Rakotomanga, ka nidina ifotony nijery ny zava-nisy. Azo atao ny fandaminana sy ny fifampiresahana hoy ity solombavambahoaka ity saingy tsy azo ekena ny fanovana herisetra sy tsinotsinona azy ireo. Nambarany fa hitondra ny feon` ny vahoaka rny amin` ny kaominina ny tenany. Efa misy ihany koa ny tetikasa hanamboarana tsena eny amin` ity faritra ity.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT