Sosialy

Sambava Tovovavy telo tratra nivoaka tao anaty fasana


  • Alatsinainy 11 Mey 2020

Raha dahalo hatrany no heverin’ireo mpitandro ny filaminana any Ambalamanasy Toamasina fa hifanehitra aminy amin’ny alina noho ny tsy fandriampahalemana dia hafa kely ny nitranga ny alin’ny sabotsy teo.

 

 

 

 

Tovovavy telo garbati mantsy no tratran’izy ireo nivoaka avy tao anaty fasana. Tokony ho tamin’ny 02 ora maraina tany ho any no nitrangan’izany. Mbola tsy fantatra mazava moa hatreto na mpamosavy izy telo mirahavavy ireto ka nikasa hanao inona. Tsy niboridana mantsy izy ireo tamin’ny fotoana nahatrarana azy.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT