Sosialy

Tsenan` Antarandolo- Fianarantsoa Hahazaka mpivarotra 400 isa


  • Sabotsy 09 Mey 2020

Nidina nijery ifotony ny asa fanamboarana ny tsenan` i Antarandolo ao Fianarantsoa ny ministry ny atitany sy ny fitsinjaraham-pahefana, Tianarivelo Razafimahefa.

 

 

 

 

Mitentina 1 miliara ariary ny tetikasa ary vinavinaina amin` ny volana jona izao ny fahavitan` ny asa na dia ao anaty « service minimum » ny fanatanterahana izany. Mpivarotra manodidina ny 400 isa no zakan` izany tsena izany ka ny hampihena isa an` ireo mpivarotra amoron-dalana ao Fianarantsoa no tena tanjona. Nanamafy moa ny lehiben` ny faritra Matsiatra Ambony fa aorian` ny fanamboarana dia hisy hatrany fitsirihana isaky ny distrika mba hahafahana maka ny hetahetan` ny vahoaka amin` ny fisitrahana fotodrafitrasa toy izao.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT