Sosialy

Tsy fitandremana sa mosavy ? Nisy lame tao anatin'ilay mofo dibera


  • Sabotsy 09 Mey 2020

Mpanjifa mofo dipaina voahosotra dibera iray omaly maraina no namoaka tamin’ny tambajotran-tserasera facebook fa nisy lame tao anatin’ilay mofo novidiany tranga niseho tany amin’ny distrikan’i Nosy Be.

 

Mpivarotra mandehandeha no nividianany izany izay mivarotra vonona sy azo hanina avy hatrany raha sendra noana saingy soa ihany. Efa tsy hita teo amin’ny toerana nivarotany intsony moa ilay mpivarotra vao tazan’ilay nividy azy ilay lame tao anaty mofo ka tsy nisy azo natao intsony. Lasa velom-panahiana noho ity tranga ity moa ity mponina any an-toerana. Kely foana mantsy dia mety hahafaty, indrindra fa raha ankizy no manjifa izany.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT