Sosialy

Mahajanga Niaka-bidy ny henomby


  • Alatsinainy 18 Mey 2020

Samy mikaikaika avokoa ny isan-tokantrano any Mahajanga fa niakatra ny vidin` ny sakafo an-tsena amin` izao fotoana izao.

 

 

 

Niakatra 2 000 ariary ny vidin` ny henan`omby ankehitriny. Vidina 16 000 ariary ankehitriny ny iray kilao raha 14 000 ariary ny vidiny alohan` ny krizy ara-pahasalamana. Ifampitadiavana ny henan` omby ary raha mahita aza dia ratsy ny kalitaony. Nanambara moa ireo mpivaro-kena fa mbola ahiana hatrany ny hiakaran` ny vidin` ny henomby raha mbola mitohy ny fahamehana ara-pahasalamana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT