Sosialy

Fanamboarana ny kianjaben’i Mahamasina Ho vahana haingana ny olan'ireo mpiasa


  • Alatsinainy 18 Mey 2020

Nidina ifotony nijery ny fivoaran’ny asa momba ny famadihana ny kianjaben’i Mahamasina ho lasa kianja manara-penitra ny 13 mey teo ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny asa.

 

 

Tsikaritra taorian’ny fihainoana ny hetahetan’ireo mpiasa sy ny mpampiasa na CSCOD fa mila fanatsarana ao anatin’ny fotoana fohy ny toerana hatorian’ireo mpiasa. Toy izany koa ny toeram-pivoahana sy fidiovana. Ny resaka fahasalamana sy ny fanaovana fitaovam-piarovana na EPI. Niaiky moa ny mpampiasa na CSCOD fa nisy tsy fahatomombanana teo amin’ny fitondran’izy ireo ny mpiasa vokatry ny tsy fahafaha-niomana noho ny fidiran’ny valan’aretina COVID 19, raha ny tatitra voaray ny sabotsy teo.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT