Sosialy

Fiainana andavanandro Maka tsy taitra ramalagasy


  • Alarobia 27 Mey 2020

«Aleo matin` ny aretina fa tsy ho faty noana”, “Tsy avela hivoaka izahay nefa ny fanampiana tsy tonga aty aminay”,“Sakànana tsy avela hitady izahay”…

 

 

 

 

 Raha haravona ny fanehoan-kevitry ny olom-pirenena dia saika ireo no miverimberina matetika. Tsy mandaitra ny fihibohana ary zary lasa fampahoriana vahoaka. Ny olana dia tsy handaitra ny ady atao raha mbola voajery haingana ny sosialim-bahoaka. Misy vola hindramina amin` ny mpiara-miombon` antoka ary misy alaina ao amin`ny tetibolam-panjakana. Ho lany fotsiny io satria toa lasa tombontsoa ho an` olom-bitsy ny zava-miseho ankehitriny. Araka izany, misy fandaminana tokony iarahana mijery amin` ireo hery politika rehetra satria iaraha manana tokoa ny firenena. Raha tsy vaojery ny sosialy dia aza gaga raha mivoaka ny olona.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT