• Zoma 17 Aprily 2020
Sosialy.Epicerie Misy miverina misokatra amin'ny hariva

Tahaka ny antso an-tany efitra ihany ny nataon'ny ministeran'ny atitany hatrizay satria tsy voahaja amin'ny ampahany betsaka ny fepetra amin'ny fihibohana, indrindra fa amin'ireo kaominina sy fokontany ivelan'Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aprily 2020
Sosialy.Tompon'andraikitry ny fokontany Maro no miraviravy tanana

Asa na variana amin'ilay fanisam-bahoaka omena ny Vatsy tsinjo na ahoana fa dia maro ireo tompon'andraikitra eny amin'ny fokontany no tsy mahavita mampanaja ny lalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2020
Sosialy.Fanapoizinana ara-tsakafo Zaza 4 taona matin'ny Paty sy Mayonnaise

Zaza iray vao efa-taona monja no namoy ny ainy vokatry ny fihinanana paty nisy maionezy tany Mahajanga ny Alahadin’ny paska teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2020
Sosialy.Vola fisotroan-dronono Mila manaraka daty tsara ny taratasy

Ramatoa iray avy any sabotsy namehana no nandeha an-tongotra 15 km nanatitra ny dosieny teny amin ny tahirimbolam-panjakana Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2020
Sosialy.Fahazoana ilay fanampiana 100 000 ariary Misy fanontaniana 10 tsy maintsy valiana

Hotanterahina tsy ho ela ny fizarana ilay fanampiana ara-bola 100.000 Ar ho an’ireo fianakaviana hita fa sahirana sy marefo manerana ireo Boriborintany 6 eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Aprily 2020
Sosialy.Taxi-moto, bisikileta ary sarety Handraisana fepetra manokana

Nilaza ny handray fepetra manokana amin'ny taxi-moto sy bisikileta ary sarety mitondra olona an-tsokosoko ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT