Sosialy

Vehivavy mpitandro filaminana ao Toamasina Nizara voninkazo sy arotava tamin’ny vahoaka


  • Alatsinainy 08 Jona 2020

Tsy nanadino ny mponina ao Toamasina ireo vehivavy mpitandro ny filaminana any an-toerana omaly alahady nankalazana ny fetin’ny reny.

Nitondra fanomezana ho an'ny olom-pirenena tsy an-kanavaka toy ny aron-tava izy ireo nandritra izany amin’ny maha-renim-pianakaviana azy. Nisy ihany koa ny voninkazo izay natolotra ho an'ireo renim-pianakaviana rehetra ho fampaherezana sy ho fankasitrahana azy ireo, indrindra ao anatin’izao fiparitahan’ny tsimok’aretina coronavirus izao.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT