Sosialy

Imerinafovoany Talatamaty Raikitra ihany koa ny ankisisika Tosika fameno


  • Alatsinainy 08 Jona 2020

Nitohy ny ankisisika Tosika fameno toy ireo efa fahita tamina fokontany samihafa hatramin’ny niatombohan’izao hahamehana ara-pahasalamana izao,

 

 

 

 

ka anisan’izany ny teny Imerinafovoany Talatamaty ny faran’ny herinandro teo. Vao fijerena anarana fotsiny raha ho isan’ireo hisitraka na tsia dia efa nifanosika sy nifameno, araka ny anaran’ilay lazaina fa fanampiana ho azo tokoa ny olona. Asa fotsiny izay hitranga mialohan’ny tena fizarana sy mandritry ny fizarana. Tena fampijerena ireo olona ny anarany ao anaty lisitra ve no tanjona sa fampakana aretina azy ireo?

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT