Sosialy

Famindram-pananana Maimaim-poana hatramin` ny faran` ny taona


  • Talata 30 Jona 2020

Noraisina nandritra ny Filankevitry ny minisitra farany teo ny fanapahan- kevitra mikasika ny vola tokony aloha amin’ny famindram-pananana.

 

 

 

 Manomboka izao ka hatramin’ny faran’ny taona dia tsy andoavam-bola ny famindram-pananana ary tsy hisy ny sazy noho ny fahatarana ny fanaovana izany. Izany dia natao ary noraisina ho fitsinjovana ny mpiray tanindrazana indrindra izay misedra fahasahiranana manoloana ny fiantraikan’ny valanaretina teto amin’ny firenena.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT