Sosialy

Mpianatra, mpiasa ho any Frantsa Efa afaka mangataka “visa”


  • Talata 30 Jona 2020

Niverina niasa omaly ny masoivoho frantsay eto Madagasikara. Efa manomboka mandray ireo fangatahana fahazoan-dalana hivezivezy (visa) any Frantsa ny ivotoerana TLS saingy kosa amin` ny alalan` ny famandrihan-toerana (sur rendez-vous).

 

 

 

Mbola voafetra ihany koa ireo afaka mangataka izany “visa” izany: ireo mpianatra maniry hianatra any Frantsa; ny vady aman-janak`ireo teratany frantsay; ireo mpiasa hamita iraka any Frantsa. Ny sokajy hafa kosa dia tsy maintsy miandry ny famerenana amin` ny laoniny ny sidina Madagasikara sy Frantsa.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT