Sosialy

Andraisoro Tratra teny an-kodiny ilay lamba very


  • Talata 30 Jona 2020

Ny 27 jona teo no hita notafian’ny vehivavy iray ny lamba isan’ireo entana very tamin’ny trano iray nisy namaky teny Andraisoro.

 

 

 Nampandre avy hatrany ny mpitandro ny filaminana ny tompon’ny trano vaky nandritra izany. Nandray ny andraikiny ny avy ao amin’ny polisim-pirenena miasa eny an-toerana ka nisambotra ity vehivavy ity. Hita tao an-tranony ny entana sasany tamin’ireo very niaraka tamin’ny fitaovana famakiana trano toy ny pince coupante. Notanana avy hatrany ny vadin’ity vehivavy ity ka izy no nanoro sy nahafahana nisambotra ny namany iray izay voasambotra teny Andraisoro ihany ny 28 jona teo.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT