Sosialy

Sehatry ny asa Hiresaka amin` ireo filoham-pirenena ny OIT


  • Talata 30 Jona 2020

Hanatanteraka fihaonambe iraisam-pirenena amin` ny alalan` ny aterineto ny Vondrona iraisam-pirenena misahana ny asa (OIT) hahafahana mamaritra ny fiantraikan` ny valanaretina COVID-19 eo amin` ny sehatry ny asa.

 

 

 

Ireo hetsika ara-paritra dia hanomboka ny 01 jolay sy 02 jolay izao. Ny 07 jolay hatramin` ny 09 jolay izao ireo fivoriana iraisam-pirenena miisa telo goavana. Ny 08 jolay kosa no fihaonan` ireo filoham-pirenena amin` ireo mpitantana eo anivon` ity vondrona ity. Fotoana iray hahafahan` izy ireo mamelabelatra ny fanamby sy vina entina hisorohana ny sehatry ny asa izay nitondra takaitra no ny coronavirus.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT