• Sabotsy 09 Mey 2020
Sosialy.« Secrétaire – Trésorier » eny amin`ny fokontany Nofanina momba ny leadereship

Nomena fiofanana ireo « Secrétaire – Trésorier » vaovao voatendry isaky ny Fokontany eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra mba ho famerenana ny hasin’ny Fokontany sy ny andraikitr’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2020
Sosialy.IVATO Vita "beton" ny lalan-kely rehetra

Mitohy ny asa fampandrosoana ho an’ny kaominina Ivato. Vita lasi-tsimenitra na beton mateza tsara ny lalana ao amin’ny K4 midina avy an-tsena manaraka ny tambohon'ny trano fandraisam-bahiny lehine iray eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2020
Sosialy.Kaominina Alakamisy Fenoarivo Nampian'ny Ben'ny tanàna ireo ankizy hanala CEPE

Nozaraina kiraro avokoa ireo ankizy mpianatry ny sekolim-panjakana hiatrika ny fanadinam-panjakana CEPE ao anatin’ny kaominina Alakamisy Fenoarivo, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2020
Sosialy.Tosika Fameno ao Toamasina Nampiakarina ho 42 000 isa ireo tokantrano omena

Nosantarin’ny filohan’ny repoblika, Andry Rajoelina, omaly, ny fizarana Tosika Fameno ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Mey 2020
Sosialy.Entona fandrehitra Nihena amin'ny an-tsasany ny fanjifana

Miantraika any amin'ny fanjifana Gaz na entona fandrehitra ny fahamehana ara-pahasalamana narahana fihibohana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Mey 2020
Sosialy.Latsa-dranomaso i Chef Mbinina Mpiasan'ny Gastro Pizza 450 naato

Miaina anaty fahasahiranana goavana avokoa ny orinasa eto amintsika. Anisan’ireny ireo mpivarotra sakafo masaka toa ny orinasa La Gastronomie Pizza.

Hamaky ny tohiny
FTT