Sosialy

BAR tratra nisokatra Lehilahy iray sy vehivavy efatra no tratra


  • Zoma 03 Jolay 2020

Tamin'ny 11ora sy 45 minitra alina ny polisy avy ao amin'ny Boriborintany fahafito no nanao fisafoana teny amin'iny faritra 67 ha iny ka nahita "bar" mitanilanila tsy mihidy.

 

 

 Tsy nisalasala ny polisy nanokatra ilay toeram-pisotroana ka vehivavy miisa 04 sy lehilahy 01 no tratra tao anatiny niaraka tamin'ny zava-pisotro mahamamo. Nakatona avy hatrany ilay toeram-pisotroana ary nosamborina izy 05 ireto niaraka tamin'ilay tompona bar . Manentana antsika olom-pirenena hatrany ny polisim-pirenena mba samy hiaro ny tenany manoloana ny fiparitahan'ilay valan'aretina COVID 19. Efa nahatratra 100 mantsy ireo olona lasibatra omaly ka tokony samy ho mailo ny rehetra.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT