Sosialy

Andrakata- Andapa Novonoina avy eo nariana tao anaty rano…


  • Alarobia 15 Jolay 2020

Habibiana tsy roa aman-tany no nihatra tamin’ny lehilahy iray, 24 taona, ka naningotra ny ainy tao Andrakata Distrika Andapa.

 

 Nofatorana dia notsatotsatohana ny antsy ny lohany avy eo natsipin’ireo olon-dratsy tany anaty rano, nahitan’ny fianakaviany azy. « Ny alatsinainy 29 jona 2020 no nahitanay havany azy farany ary tamin’ny zoma 10 jolay 2020 teo no hita ny nofo mangatsiakany nitsingevana teny anaty rono », hoy ny iray tampo aminy tafaresaka taminay. « Ny vadiny sy ny fianakaviany no ahiahiana », hoy hatrany ny loharanom-baovao akaiky ny fianakavian’ny maty. Efa misy ny voasambotra, ary mandeha ny fanadihadiana amin’izao ataon’ny zandarimaria.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT