Sosialy

Tsy fanjarian-tsakafo any atsimo Mety mbola hiampy 10% mihoatra ny vinavina


  • Alarobia 15 Jolay 2020

Araka ny maridrefy momba ny tsy fanjarian-tsakafo na IPC dia mety ho tafakatra 527.000 any ny isan’ireo ho tratran’ny krizin-tsakafo any amin’ny faritra atsimon’ny nosy na ilay antsoina hoe “IPC Phase 3”.

 

 

 

 

 Tafakatra hatrany amin’ny 23%n’ireo mponina indray, araka izany, raha ny vinavina no mety ho tratran’izay krizin-tsakafo izay. Izany hoe hiampy 10% mihoatra ny vinavina natao ny volana oktobra 2019 teo. Mikasika ireo ho tratran’ny tsy fanjarian-tsakafo mitarazoka ary mila fanavotana maika kosa na “IPC Phase 4”dia ahiana ho tafakatra hatrany amin’ny 27.400 isa na ny 1%n’ireo mponina nanaovana fanadihadiana, hoy ny avy eo anivon’ny rafitra iraisam-pirenena, Afrika risk view.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT