Sosialy

Sabotsy Namehana Ho taterina amin’ny fiara manokana ireo mpandray “pension”


  • Alarobia 15 Jolay 2020

Ho fitsinjovana ireo beantitra handray ny fisotroan-drononony ao amin’ny sampana fandraisana izany ao Analamahitsy, kaominin’I Sabotsy Namehana, dia naampahafantra ny fiadidiana ity kaominina ity fa hisy ny fiara manokana amin’ny alalan’itony

 

 

 

 “bus scolaire” itony hitaterana azy ireo. Manomboka rahampitso alakamisy, 16 jolay ka hatramin’ny alarobia 22 jolay izao moa no voalza fa hisian’izany. Mandritra ireo andro ireo rahateo no natao hizarana izay fisotroan-dronono izay. Amin’ny 7 ora maraina kosa no voalaza fa hiangan’izay fiara izay ho amin’io rahampitso io.

 J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT