Sosialy

Efa tena tsy zaka ny krizy Mangataka ny hiasa ireo mpikarakara lanonana


  • Alarobia 12 Aogositra 2020

Nivory teny amin’ny Kianjan’ny Kanto Mahamasina ny mpanakanto sy ny mpisehatra rehetra eo amin’ny fikarakarana lanonana omaly 11 aogositra. Namoaka volavolan-kevitra hiraisana handinihana ny olana ateraky ny Fihibohona.Ventin-

 

kevitra niraisana ny hanokafana ny asa sy fangatahana fanampiana avy amin’ny fanjakana, ary fangatahana fampindramam-bola. Natrehan’ireo solontem-panjakana avy amin’ny Ministeran’ny Kolontsaina ka asa izay ho setriny sy tohiny satria ny Filoham-pirenena ny alahady teo dia naneho fa mbola tsy azo atao ny mamory olona mihoatra, mbola mikatona ny toeram-pilanonana,…. Manantena izahay fa mba hijery hijery akaiky ny fasahiranana mianjady ny tontolon’ny fanaovana sy fikarakarana lanonana ianao Atoa Filoha hajaina, hoy kosa ireo mpanakanto sy mpandraharaha, izay efa 5 volana izay no nizakana ny mafy.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT