Sosialy

Kojakoan-tokantrano Mamerina tsikelikely ny asany ireo tranom-barotra


  • Alakamisy 13 Aogositra 2020

Taorian' izay fiatoana naharitra, noho ny fihanaky ny valan' aretina coronavirus izay, dia efa miverina tsikelikely ny eo amin' ny sehatra ara toe-karena eto Madagasikara.

 

 

 Ao anatin' izany indrindra dia manavao ny tolotra omeny ny Tranombarotra « Baolai ». Maro be ny entana lohalaharana amin' ny kalitao vao tonga ao izay mifanandrify hatrany amin' ny filana sy ny fahefa-mividin’ny daholobe. Mbola misy hatrany ny « service de livraison ». Maro ny karazana ohatra  ny Smart Tv sy Tv Led izay misy 19" hatramin' ny 75" ( misy antoka 1 taona). Ao koa ny réfrigérateur, Smartphone, panneaux solaires mono sy polychristalline, subwoofer, fer à lisser ( volo ) … Ny antsipirihan' izany rehetra izany dia ho hita ao amin' ny pejy facebook Baolai. Ary noho ny zava-misy eto amin’ny firenena amin' izao fotoana izao, ny fisokafan' ny magazay rehetra ao Bazar be Toamasina, Soarano ary Analakely, dia ao anatin' ny fanajana tanteraka ny fihetsika fiarovana amin'ny valan' aretina Covid 19 toy ny fanaovana ny arotava, ny fanajana ny elanelana 1 metatra , araka nyfanazavan’ ny tompon ' andraikitra.

Nangonin’i RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT