Sosialy

Analamanga Hatramin’ny 8 ora alina no afaka mividy solika


  • Alarobia 12 Aogositra 2020

Noferan’ny avy eo anivon’ny sampan-draharaha Malagasy misahana ny famatsiana solika na OMH ho hatramin’ny 8 ora alina ny fahafahana mamatsy solika eny amin’ireo tobin-tsolika eto Analamanga manomboka izao.

 

 

Omaly no nanitsiana izay rindran-damina izay, raha ny fampahafantarana avy eo anivon’ity rafitra ity. Voakasik’izay famerana hatramin’ny 8 izay ihany koa ireo vokatra solitany rehetra. Ho an’ireo entana hafa sy tsy misy hifandraisany amin’ny solitany kosa dia hatramin’ny 5 ora hariva no namerana ny fanjifana azy ireny, raha ny toromarika hatrany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT