Sosialy

Fiahiana ara-tsosialy Mahatsiaro an’i Lalao Ravalomanana ireo mpiasan'ny CUA


  • Zoma 14 Aogositra 2020

Mahatsiaro ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana ireo mpiasan'ny Kaominina

 

 

Antananarivo Renivohitra na CUA amin’izao fahasahiranana anatin’ny fahamehana ara-pahasalamana noho ny valanaretina coronavirus izao. « Raha izy no teo, hafa no nitantanany anay. Voajeriny sy notohanany avokoa ireo mpiasa an-tsehatra mpamàfa làlana na ara-pitaovana na ara-tsakafo, mba tsy ho marefo », hoy i Noro. « Hafa mihitsy tamin’ny fitondrany. Nozarainy « prime » foana ny mpiasa, isaky ny fety ary tsy mba nanambany na nanandefo ny mpiara-miasa izany izy satria mivavaka sy matahotra an'Andriamanitra », hoy i Samy nanamafy. Zary nofinofinay mpiasa ao sisa izany, hoy izy ireo.

 Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT