Sosialy

Fizarana « Vatsy Tsinjo » Nisavorovoro ny teny amin'ny Gymnase Ankorondrano


  • Zoma 14 Aogositra 2020

Nitohy teny amin'ny Gymnase Akorondrano, omaly, ny fizarana « Vatsy Tsinjo » sosialim-bahoaka ho an’ny Boriborintany fahatelo teto Antananarivo Renivohitra. Nisy olona maromaro eo amin'ny 200 eo ho eo mitabataba tany ivelany nangataka ny hahazo,

 

 

 hoy ny tao amin’ny Governora Analamanga. Rehefa nalaina ny karinen'izy ireo dia efa nahazo « Tosika Fameno » ny 174 ka tsy mahazo « Vatsy Tsinjo » intsony, araka ny fandaminana. Nisy karine vaovao teo amin’ny 50 eo. Tsy misy sonian’ny tompon'andraikitra ny karine sasany, ny hafa indray tsy misy fitomboka, hoy hatrany ny fanazavana. Araka ny nambaran’ny Sefo Fokontany eny an-toerana dia ny Sefo Sektera no nanao ireny karine fa izy nanao sonia fotsiny. Milaza ny tompon'andraikitra eo anivon’ny Governora Analamanga fa eo andalam-panamarinana sy fanadihadiana lalina ny anton’izany.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT