Sosialy

Andravoahangy Nodiovina manokana ny Tsena


  • Alarobia 19 Aogositra 2020

Niara-nientana omaly ny sampan-draharaha misahana ny Tsena, ny Fitaterana, ary ny Fanajariana tanàn-dehibe eo anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, ho fandaminana sy fanadiovana ny Tsenan’Andravoahangy, hoy ny fampitam-baovaon’ny CUA.

 

 

 

 

Nanomboka teny amin’ny Mascar izany ka hatramin’ny Tsena Andravoahangy. Nohavaozina ireo tsipika amin’ny tany fijanonan’ny fiara mba hampizotra ny fifamoivoizana. Mitohy ihany koa ny asa fampidirana ireo mpivarotra aty ivelany ao amin’ny toerana malalaka anaty tsena, hoy hatrany ny fanazavana mikasika ity fanadiovana manokana natao omaly ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT